plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/51.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 51 Mihevitra ma anareo fa tonga Za mbô hitondra fiadanana aketo an-tany? Tsia, milaza aminareo Za, fa fisarahana aza. \v 52 Magnomboka zao de hisy dimy akao amin'ny tragno raika ze hisaratsaraka - ôla telo magnohitra ny roey, ary ôla roey magnohitra ny telo. \v 53 Hisaratsaraka zareo, ary ny ray hagnohitra ny zanaka lahy, ary ny zanaka lahy hagnohitra ny ray; ny reny hagnohitra ny zanaka vavy ary ny zanaka vavy hagnohitra ny reny; ny rafozam-bavy hagnohitra ny vinanto vavy, ary ny vinanto vavy hagnohitra ny rafozam-bavy."