plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/45.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 45 Fa raha mieritreritra akao am-pony zany mpanompo zany hoe: "Nahemotry ny tompoko ny fiviregnany," ka magnomboka mamono an'reo mpanompo lahy sy vavy, ary mihinana sy misotro, ka lasa mamo,\v 46 ny tompon'zany mpanompo zany de ho avy amin'ny andro tsy ampozigny, ary amin'ny ora tsy fantany, ary hagnapatapaka an'azy ka hanomana toerana ho an'azy miaraka am'reo tsy mahatoky.