plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/33.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 33 Amidio reo fanagnanareo ary ameo ny mahantra. Magnanôva fitôram-bola ho an'ny tegnanareo ze tsy mety ho tonta - harena aigny an-dagnitra ze tsy mety lany, ze tsisy mpangalatra manakeky, ary tsisy kalalao mandratra. \v 34 Fa aigny am'ze hitôran'ny harenareo, de ho aigny fôgna kô ny fonareo.