plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/24.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 24 Hevero ny goaika, tsy mamafy regny na mijinja. Tsy managna fitôram-bokatra regny na tragno fiterizana, kanefa amen'Andrimanitra hanina regny. Salan'ny inona ny fihoaranareo lanja mihôtra noho reo voron! \v 25 Iza aminareo no afaka magnampy haio raika ny andro iaignany amin'ny fanahiana? \v 26 Ka raha zany ra kely ndrindra zany aza tsy hainareo atao, magnino anareo no mignahy ny amin'ny sisa?