plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/53.txt

1 line
201 B
Plaintext

\v 53 Tafaran'ny nelan'i Jesosy teo, de nanohitra an'Azy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ary niady hevitra tamin'azy makasika ny ra maro, \v 54 sady niezaka ny hamadrika an'Azy tamin'ny teniny fôgna.