plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/45.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 45 Ny raika tam'reo mpampianatra lalàna nitare tamin'azy hoe: "Mpampianatra ô! zany lazainao zany de maniratsira an'nay kô." \v 46 Jesosy nitare hoe: "Loza ho an'nareo, ry mpampiana-dalàna! Fa mampitondra enta-mavesatra tsy zakan'ny ôla nareo, nefa tsy mikasika an'zany enta-mavesatra zany na de ny ratsan-tagnanareo raika aza.