plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/42.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 42 Fa loza ho an'nareo ry Fariseo, satria mandô ny ampafolon'ny solika sy ny rota ary ny kakazo hafa eigny an-tsaha anareo, nefa tsy norarahinareo ny famarinana sy ny fitiavan'Andriamanitra. Ilaina ny magnano ny marina sy mite an'Andriamanitra, no sady tsy manadino ny magnano reo ra hafa fôgna kô.