plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/39.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 39 Fa ozy ny Tompo tamin'azy hoe: "Am'zao, nareo Fariseo, de manadio ny ambelan'ny tasy sy ny vilia, nefa ny akao agnatinareo de feno faratsena." \v 40 Anareo ry kely saigna! Tsy nagnano an'ze akao agnatiny fôgna kô ma ze nagnano ny ambelany? \v 41 Amena ny mahantra ze akao agnatany, de ho madio ho an'nareo avokoa ny ra daôly.