plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/33.txt

1 line
605 B
Plaintext

\v 33 Tsisy ôla raika, raha avy nandretra jiro, de mametraka an'zany amin'ny tôrana takona na akao ambanin'ny harona, fa atao eo amin'ny fitôran-jiro, mba ho tazan'ze miditra ny hazavana. \v 34 Ny masonao no jiron'ny vatana. Rafa tsara ny masonao, de rakotra hazavana ny tegna daôly. Fa raha ratsy kosa ny masonao, de feno haizina ny tegnanao. \v 35 No zany, mitandrema nareo mba tsy ho maizina ny hazavana akao aminareo. \v 36 Ary raha feno hazavana ary ny tegnanao daôly, ka tsisy ampahan'zany akao agnaty haizina, de ho salan'ny jiro ze mampamiratra ny hazavany akeo aminao ny tegnanao magnontolo.