plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/24.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 24 Rafa miala amin'ny ôla raika ny fagna ratsy, de lasa izy mamakivaky toerana tsy misy rano ary mitady fitsaharana. Ary rafa tsy mahita, de ozy izy hoe: "Ande hiverigna aigny amin'ny tragno neviko za." \v 25 Rafa tafaverina, izy de mahita an'zany tragno zany vôdio sy vôlamina. \v 26 Avy akeo de lasa izy ary maka fagna hafa ratsy mihôtra ny tegnany miisa fito miaraka amin'azy izy ary de miditra mba hitoetra akao izy daôly. Ka ratsy kokoa noho le vôlôny ny fefaran'zany ôla zany."