plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/21.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 21 Rafa ampy fitaovana tsara ny leila mahery raika miandry ny tragnony, de vôaro ny hareny, \v 22 nefa kosa raha mahery no izy ny leila raika ka mandresy an'azy, de alain'le leila mahery kokoa amin'le leila ny fiadiana, ary ho robainy ny fagnanan'le leila. \v 23 Ze tsy miaraka aminà de manohitra Anà, ary ze tsy miangona miaraka aminà de misaraka.