plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/18.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 18 Ka raha miady an-dragno ary Satana, ahôna no hampaharitra ny fanjakany? Fa ozy nareo hoe mandrôka demonia amin'ny alalan'i Belzeboba Za. \v 19 Fa raha mandrôka demonia amin'ny alalan'i Belzeboba ary Za, amin'ny alalan'iza kosany no androasan'ny mpanara-de an'nareo an'azy? No zany, de izy reo no hitsara an'nareo. \v 20 Fa raha mandrôka ny demonia amin'ny alalan'ny ratsan-tagnanan'Andriamanitra Za, de tonga aminareo ny fanjakan'Andriamanitra.