plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/16.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 16 Ny sasagny nitsapa an'Azy ary nitsikaraka famantarana avy aigny an-dagnitra tamin'azy. \v 17 Nefa fantatr'i jesosy ze tao an-tsain'jareo ka nitare tamin'jareo Izy hoe: "Reo fanjakana daôly ze mizarazara de ho rava, ary ny tragno ze mizarazara de hirodana."