plt-x-sihanaka_luk_text_reg/10/08.txt

1 line
191 B
Plaintext

\v 8 Fa am'ze tanàna idiranareo, ka matory nareo, hoano ze amegny akeo agnolônareo, \v 9 ary sitragno ny marary ze akao. Lazao zareo hoe: 'Efa magnakeky an'nareo ny fanjakan'Andriamanitra.'