plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/61.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 61 Ary nisy ôla hafa nagnano hoe: "Hagnaraka An'nao za, Tompo, fa avilao lô za hagnano veloma reo aigny an-dragnoko."\v 62 Jesosy namaly an'azy hoe: "Tsisy ôla mitàna angady ary miherika ka mendrika ho akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra."