plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/51.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 51 Rafa nagnakeky ny andro ampekarana an'Azy, de nitodika ho aigny Jerosalema Izy.\v 52 Nandefa mpitondra hafatra Izy helôha an'Azy, ary nande zareo ka niditra takao amin'ny tanàna Samaritana raika mbô hagnomana ny ra daôly ho an'Azy.\v 53 Fa ny vahôka tao tsy nandray an'Azy, satria nitodika ho aigny Jerosalema Izy.