plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/49.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 49 Jaona namaly hoe: "Tompo ô, nahitan ôla zahay nagnala demonia tamin'ny agnaranao de nosakananay izy, satria izy tsy magnara-dé miaraka aminay." \v 50 "Aza raràna izy," ozy Jesosy, "satria tsy magnohitra an'nareo de momba an'nareo."