plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/43.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 43 Ary avekeo de gaga avokoa izy daôly natazagna ny haleben'Andriamanitra. Raha fafa tamin'ny ra daôly nataony iny zareo, de ozy tamin'ny mpianany hoe: \v 44 "Avelao reto teny reto ho tonga lalina akao an-tsofignareo: 'Ny Zanak'Ôla de havadika akeo an-tagnan'ôla."\v 45 Fa tsy azon-jareo zany fagnambarana zany. Zany de nafenina tamin-jareo noho zany de tsy azon-jareo ny dikan'zany, ary mbôla natatra zareo ny hagnontany ny momba zany fagnambarana zany.