plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/28.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 28 Ary valo andro teo eo tafaran'ny nilazan'i Jesosy reo teny reo, de nentiny niaraka tamin'Azy Petera sy Jaona ary Jakoba ka niakatra ny tanety hivavaka. \v 29 Raha nivavaka iny Izy, de niova ny endriky ny tareny, ary nivadika fotsy manjelanjelatra ny akanjony.