plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/51.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 51 Rafa nankao an-tragno Izy, de tsy namela na de ôla raika aza hiara-hiditra amin'azy ankôtran'i Petera sy Jaona sy Jakoba, sy ny rain'le zaza ary ny reniny. \v 52 Ary ny daôly de nisaona sy nitomagny an'azy, \v 53 fa Izy nitare hoe: "Aza mitomagny; tsy maty izy fa matory." De nihome an'Azy zareo, satria fantatra fa maty le zaza vavy.