plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/49.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 49 Avekeo raha mbôla nikoragna izy, de nisy ôla raika avy amin'ny tragnon'ny mpitarika synagoga, nagnano hoe: "Maty ny zanakao vavy. Aza magnahirana ny mpampianatra tsony."\v 50 Fa rafa naregny an'zany Jesosy, de namaly an'i Jairo Izy hoe: "Aza matatra, minoa fotsiny iany, de ho sitrana izy."