plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/47.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 47 Rafa hitan'le vevavy fa tsy takona izy, de nangovitra izy ary nenkotra takeo amin'Azy. Nambarany takeo amason'ôla ny antony nikasihany an'Azy, sy ny fomba nahasitrana an'azy avy hatraigny. \v 48 Ary Izy nitare tamin'azy hoe: "Ry zaza vavy, ny finoana no nahasitrana an'nao. Mandiana am-pedanana."