plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/43.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 43 Ary nisy vevavy raika takeo ze efa nande rà nandritry ny rombefolo taona ary efa nandany ny volany daôly, [Fagnamarihana: Reo manam-pahaizana de mizarazara hevitra raha tokony ampidirina aketo ny fehezanteny hoe: "Nandany ny volany daôly (izy)] ary tsy nisy nahasitrana an'azy n'iza n'iza. \v 44 Ary izy de nankeo afaran'i Jesosy ka nikasika any rambon-dambany, de nijagnona avy hatraigny ny ràny.