plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/34.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 34 Ary nohon'ny natazagna ny ra nitranga reo mpiambina ny kisoa, de niazakazaka ka nilaza an'zany takao an-tanàna sy taigny an-tsaha.\v 35 Noho zany de nivôka ny mponina takao an-tanàna mbô hijery ny ra mitranga, ary nagnatona an'i Jesosy zareo ka natazagna an'le leila ze nivoahan'ny demonia. Ary izy nipetraka takeo an-tongotr'i Jesosy, nitafy ary salama saigna; ary raiki-tatra zareo.