plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/32.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 32 Ary nisy andia-kisoa betsaka nirôtra takeo ankekin'ny tanety. Ka nengavy an'Azy le demonia mbô hamela an-jareo ho akao am'reo, ka namela an'azy Izy. \v 33 Ka nivôka takao am'le leila reo demonia ary nifindra takao am'reo kisoa, ary nitratrevatreva taigny amin'ny tevagna nankao amin'ny farihy reo andian-kisoa ka maty.