plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/28.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 28 Rafa natazagna an'i Jesosy izy, de nikikika mafy sy nenkotra takeo agnolôny ka nitare tamin'ny feo mafy hoe: 'Ino no iraisanao aminà, ry Jesosy, zanak'Andriamanitra Avo ndrindra ô? Mengavy An'nao za, aza mampijaly anà." \v 29 Fa Jesosy nandidy ny fagnahy maloto hiala takao am'le leila. Fa efa nandritry ny fotôna maro no nangeja an'azyzany, ka na de nofatorana tamin'ny rojo sy gadra vy ary nambesana aza izy, de nopotehiny reo rojony ary nentin'ny demonia taigny agn'efitra izy.