plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/26.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 26 Zareo de nihazo ny faritr'i Gerasena, ze tandrifin'ny farihin'i Galilea. \v 27 Ary rafa niakatra hankaigny an-tanety Jesosy, de nifanena tamin'ny leila raika avy takao an-tanàna ze nisy demonia. Ary efa ela izy no tsy nekanjo, ary tsy nipetraka takao an-tragno fa taigny amin'ny fasagna.