plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/24.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 24 Avekeo nankeo amin'Azy ka namô an'Azy reo mpianatr'i Jesosy, nagnano hoe: "Tompo ô! Tompo ô! Ho foaty tsikana!" Ary nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny rano manonja, ary nitsahatra reo, ka nisy fitoniana takeo. \v 25 Ary nitare tamin-jareo Izy hoe: "Aiza ny finoanareo?" ary natatra mafy zareo. Ary natatra no sady gaga iany kô zareo, ary nifampagnontany hoe: "Iza ma le io, no mandidy na ny rivotra sy ny rano aza, ary maneky an'Azy reo?"