plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/16.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 16 Ary, tsisy ôla, rafa nampiretra jiro, de magnarona an'azy amin'ny sorony na mametraka an'zany akao ambany fandrena. Fa kosa, mametraka azy akeo amin'ny fagnanôvan-jiro, mbô ho hitan'ny ôla daôly ze miditra ny hazavana. \v 17 Satria tsisy takona ze tsy ho ampafantarina, na ra miafina ze tsy ho fantatra ary habôgna akeo amin'ny hazavagna.\v 18 Ka mandrinesa tsara, ze managna, de mbôla amena bebe kokoa, fa ho an'ze tsy managna kosa, na ze haveriny hanagnany aza de ho esorina amin'azy."