plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/04.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 4 Raha mbôla nisy vahôka betsaka nitandrorogna, de avy nagnatogna an'Azy reo ôla avy tamin'ny isan-tanàna, de nagnano fagnoharana izy hoe: \v 5 "Nisy mpamboly nivôka mbô hamafy ny voany. Raha izy namafy igny, de vôfafy taigny amoron-dalana ny sasagny ary de vôkitsakitsaka zany, ary lanin'ny vorogn'ny lagnitra. \v 6 Ny sasagny kosa vôfafy taigny amin'ny vatolampy, ka raha vô nitsimoka, de nalazo zany, satria tsisy hamandôna.