plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/01.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 1 Ary tafarakelin'zany de nanomboka nande nitety tanàna sy vohitra samihafa Jesosy, nitory sy nagnambara ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra. Niaraka tamin'Azy reo rombefolo lahy,\v 2 salan'reo vevavy sasagny ze sitragna tamin'ny fagnahy ratsy sy ny aretina; Maria ze antsovina hoe Magdalena, ze efa namoàhana demonia fito; \v 3 Johana, vadin'i Koza, ze mpitan-draharahan'i Heroda, ary Sosana; sy reo maro hafa kô, ze, tamin'ny fanagnan-jareo, de nagnome ze nilain-jareo.