plt-x-sihanaka_luk_text_reg/07/36.txt

1 line
631 B
Plaintext

\v 36 Ary ny raika tam'reo Fariseo nagnasa an'iJesosy hisakafo miataka tamin'azy. Ka rafa avy niditra takao an-tragnon'le Fariseo Jesosy, de nipetraka hinana teo amin'ny latabatra.\v 37 Indro, nisy vevavy tao an-tanàna ze mpagnota. Ary rafa natsikaritra izy fa nipetraka takeo amin'ny latabatra tao amin'ny tragnon'le Fariseo Izy, de nitondr tavoara alabastara feno menaka magnitra izy. \v 38 Ary raha nitsangana tafarany takeo ankekin'ny tongony izy, de nitomagny, ka nanomboka nandena ny tongony tamin'ny ranomasony, ka de nifafany tamin'ny volon-dôny reo sady nagnoroka ny tongony ary nagnosotra reo tamin'ny menaka magnitra.