plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/46.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 46 Fa maninona nareo no miantso Anà hoe: "Tompo, Tompo,' kanefa nareo tsy mankatô ze ra taraviko? \v 47 Ny ôla daôly magnatona Anà sy mareigny ny teniko ary mankatô an'zany, de ho lazaiko an'nareo hoe ôtran'ny ino izy. \v 48 Salan'ny ôla ze nanangana tragno izy, ze nandavaka laligna teo amin'ny tany ary nagnorina ny fototry ny tragno teo ambony vatolamy. Rafa tonga ny tondra-drano, de nandreka nanohitra an'zany trano zany ny rano be, fa tsy nampiontsona an'azy, satria tsara orina le izy.