plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/43.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 43 Fa tsy misy kakazo tsara hamokatra vôkazo lo, na hoe kakazo lo hamokatra vôkazo tsara. \v 44 Fa ny kakazo tsiraikaraika de fantatra amin'ny karazam-bôkazo ze vokariny. Fa tsy afaka ny haka aviavy amin'ny tsilo ny ôla, na haka vôloboka amin'ny hazona vôroy.