plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/20.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 20 De nijery ny mpianany Izy, ary nitare hoe: "Sambatra nareo ze mahantra, fa an'nareo ny fanjakan'Andriamanitra. \v 21 Sambatra nareo ze nôna am'zao fotôna zao, fa ho voky nareo. Sambatra nareo ze mitomany am'zao, fa hiomehy nareo.