plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/01.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 1 Ary tamin'ny Sabata de nande nankaigny an-tsabo Jesosy ary reo mpianatra naka salohim-bary, nikoseny taminny tagnan'jareo zany ary ninana ny voa. \v 2 Fa ny sasgny tam'reo Fariseo kosa nitare hoe: "Nagnino nareo no magnano ra tsy ara-dalàna tsy manjary sy magnano ra amin'ny andro Sabata?"