plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/36.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 36 De nagnano fagnoharana tam'jareo kô Jesosy. "Tsisy ôla mandrovitra tapa-damba avy amin'ny lamba vaovao ary mampiasa an'zany mba hagnamboarana ny lamba korô. Raha magnano an'zany izy, de hanimba le lamba vaovao, ary le tapa-damba avy am'le lamba vaovao de tsy hifanaraka am'le lamba korô.