plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/29.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 29 De nagnao fagnasana geda be takao an-tragnony ho an'i Jesosy i Levy. Betsaka reo mpamory hetra sy reo ôla hafa ze nipetraka takeo amin'ny latabatra ary ninana niaraka tam'jareo. \v 30 Kanefa reo Fariseo sy reo mpanora-dalàna de nitaraigna tam'reo mpianany, nitare hoe: "Nagnino enao no minana sy misotro miaraka am'reo mpamory hetra sy ny ôla mpanota hafa?" \v 31 Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Tsy mila dokotera ny ôla salama; fa reo marary ihany. \v 32 Tsy tonga hagnantso ny ôlo-marina ho amin'ny fibebana Za, fa hagnantso ny mpanota mba hibebaka."