plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/25.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 25 Teo eo de nitsangana teo agnolôn'jareo izy ary naka an'le fandrena ze natoreny. Avy akeo de niala nankaigny an-tragnony izy, nagnome voninahitra an'Andriamanitra. \v 26 Gaga ny daôly ary nagnome voninahitra an'Andriamanitra zareo. Feno tatra zareo, nitare hoe: "Nahita ra-magaga tsika ngiany."