plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/22.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 22 Fa Jesosy, nahalala ze neritreretin'jareo, namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Nagnino anareo no magnontany an'zany akao am-ponareo? \v 23 Ino no mora lazaina kokoa: "Vôvela ny helokao" sa ny meteny hoe: "Mitsangana ary madana?" \v 24 Nefa mba hafantaranareo fa ny Zanak'Ôla de manam-paefana hamela heloka aketo an-tany, de lazaiko aminao, mitsangàna, ndeso ny fandrenanao ary mandana aigny an-tragnonao."