plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/18.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 18 Ary nisy leila sasagny tonga, nitondra leila raika ze vôn'ny paralisisa teo amin'ny fandrena, ary zareo de nikaraka fomba fitondrana an'azy akao agnatiny mba hametrana an'azy ho akeo agnolôn'i Jesosy. \v 19 Tsy nahita fomba hampidirana an'azy tao agnatiny izy reo noho reo vahôka, no zany de nankaigny amin'ny tamfo-tragno zareo ary nampidigna ny fandren'le leila avy akeo an-tafo tragno, tamin'ny fandreny, teo ampovôn'ny ôla, teo agnolôn'i Jesosy.