plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/40.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 40 Rafa nilentika ny masoandro, de nitondra ny ôla daôly nararin'ny aretina betsaka samy hafa takeo amin'i Jesosy ny ôla. Nametra-tagnana tamin'ny tsiraikaraika avy tamin-jareo Izy ka nagnasitrana an-jareo. \v 41 Reo demony iany kô de niala takao amin'ny betsaka tamin-jareo, nilelalela mafy sy nilaza hoe: "Anao no Zanak'Andriamanitra!" Jesosy nitare mafy reo demoniaka ka tsy namela an-jareo hitare, satria fantatr'zareo fa Izy no Kristy.