plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/38.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 38 De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary nengavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy.\v 39 Ka nitsangana takeo agnolôny Izy ary nitare mafy ny tazo, de niala tamin'azy zany. Avy hatraigny izy de nitsangana ary nanomboka nanompo an-jareo.