plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/35.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 35 Jesosy nitare mafy le demoniaka, ka nagnano hoe: "Aza mitare ary mialà akao amin'azy!" Rafa nanipy le leila hiantreka takeo ampovôn-jareo ny demony, de niala takao amin'azy, ary tsy nandratra an'azy mihitsy.\v 36 Gaga avokoa ny ôla daôly, ary nanohy nifampikoragna ny momba an'zany. Nitare zareo hoe: "Fa teny manakôry ma zany? Baikòny amin'ny faefana sy hery ny fagnahy maloto de mivôka." \v 37 Noho zany de nanomboka niely nagnerana ny faritra magnodidina ny lazany.