plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/51.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 51 De nody niaraka tamin-jareo taigny Nazareta Izy sady nankatoa an-jareo. Ny reniny de nitahiry an'zany ra daôly zany tao am-pony. \v 52 Fa Jesosy ne-nitombo fahendrena sy nitombo tegna, ary nitombo fitia tamin'Andriamanitra sy ny ôla.