plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/48.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 48 Rafa natazagna an'Azy zareo, de gaga. Ny reniny nikoragna tamin'Azy hoe: "Zanako, magnino ma anao no nagnano ôtran'zao an'nay? Tandrigneso, za sy ny rainao nikaraka an'nao tamina tebiteby." \v 49 Izy nitare tamin-jareo hoe: "Magnino ma anareo no mikaraka Anà? Tsy fantatrareo ma fa tsy maintsy ho akao an-dragnon'ny Raiko Za?" \v 50 Fa tsy azon-jareo ze tieny hotaravina tam'zany teny zany.