plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/45.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 45 Rafa tsy hitan-jareo Izy, de niverina taigny Jerosalema zareo ka nagnomboka nikaraka an'Azy taigny. \v 46 Nony afaka telo andro, de tazan-jareo takao an-tempoly Izy, nitôtra takeo ampovôn'reo mpampianatra, nihaino an-jareo sy nametraka fagnontanena tamin-jareo. \v 47 Ze daôly naregny an'Azy de gaga tamin'ny fahalalany sy reo valinteniny.