plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/41.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 41 Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravôn'ny Paska. \v 42 Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fatao amin'ny fety ndre zareo. \v 43 Ary rafa avy nijanona taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany.\v 44 Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôla niara-de tamin-jareo Izy, de nande nandritry ny andro ray manontolo zareo. ary avekeo de nagnomboka nikaraka an'Azy taigny am'reo havany sy reo namany zareo.