plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/39.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 39 Rafa navita ny ra daôly nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo zareo, de niverina taigny Galilia, aigny amin'ny tanànan-jareo aigny Nazareta. \v 40 Negeda ny zaza ary nenatanjaka, nitombo fahendrena, ary ny fahasoavan'Andriamanitra de tao amin'Azy.