plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/27.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 27 Notaritin'ny Fanahy, nankaigny an-tempoly Simona. Rafa nitondra an'i Jesosy zazakely niditra ny ray aman-dreniny, mbô hagnano an'Azy araka ny fomba akao amin'ny lalàna, \v 28 de noraisiny ho aigny an-tsandrigny Izy sady nidera an'Andriamanitra ary nagnano hoe: \v 29 "Am'zao fotôna zao avilao ande am-piadanana ny mpanomponao, ry Tompo, araka ny teninao.